• Zoma 05 Jolay 2019
Politique.Depiote tsy miankina nanao fanambarana “Mitady sera sy tsena”

Fomba fiady efa nampoizina ihany, raha ny fanazavan’ny sekretera nasionalin’ny antoko politika ABA, Dany Rakotoson, no nipoitra nandritry ny fanambaran’ireo kandida tsy miankina sasany izay nilaza fa hanohana ny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2019
Politique.Filoham-pirenena Manao pi-maso ny faritra iva hatrany

Tonga nijery ny fanatsarana natao tao amin’ny fokontany Tsaramasay, Ankorondrano Andrefana, Ankorondrano Andranomahery ny filoham-pirenena mivady, niaraka tamin’ny lehiben’ny banky afrikanina momba ny fampandrosoana na BAD, Akinwumi Adesina, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2019
Politique.Fifidianana ben’ny tanàna Ho avy indray ny kitoatoa sy hosoka ?

Tonga tamin’ilay hoe : « azo raisina fa tsy mitombina » ihany ny voka-pifidianana ofisialy navoakan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), fa ny fomba nentina nanehoana azy no niova, rehefa tena halalinina. Nitombina tanteraka ny hoe tsy hifanala baraka sy hifandentika velively ny HCC sy ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2019
Politique.Tontolo politika Mbola feno fitaka hatrany

Mba hanao ahoana ny hoavin`ny tontolo politika eto Madagasikara ? Fanontaniana mbola saro-baliana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2019
Politique.Fanjakana sy Kaominin’Antananarivo Renivohitra Tsy afaka miara-miasa mihitsy ve ?

Mikorontana tanteraka Antananarivo. Tsy voahaja ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana, miverina amin’ny laoniny manao izay tiany ny posy sy ny sarety, ny fitohanan’ny fiara goavana n’aiza n’aiza aleha. Ny olona sy ny biby fiompy mifanaretsaka eny an-dalambe. Mipoitra etsy sy eroa ary

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jolay 2019
Politique.Depiote mahaleotena Tsy miasa akory dia efa mamadika palitao

Toy ireny tsy andrin’ireo depiote mahaleotena sasany ireny mihitsy ny fahatontosan’ny fotoam-pitsarana ny fifidianana solombavambahoaka

Hamaky ny tohiny
FTT