• Alatsinainy 08 Jolay 2019
Politique.Depiote vaovao « Tokony hitondra rivo-baovao. »

Miarahaba ny vahoakan’Ambohidratrimo aho ary isaorako daholo na ireo nifidy na tsy nifidy ahy, hoy ny depiote vaovao ao Ambohidratrimo, Jhonny Rakotoarisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Politique.Tetikasan’ny Filoha Nangina tanteraka ny Tanamasoandro, Miami, Paris..

Efa nalaza tamin’ny seho ivelany hatramin’ny taona 2009 moa ny filoham-pirenena Malagasy, Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Politique.Tontolo politika Takon’ny fahombiazan’ny Barea

Takona tanteraka ny raharaha politika eto amin’ny tany sy ny firenena amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2019
Politique.Fifidianana mangarahara « Maro ny ezaka tokony hatao », hoy ny SAFIDY

“Amin`ny ankapobeny dia nizotra ara-dalàna ny fanomanana sy fiatrehana ny voka-pifidianana tamin`ny fifidianana solombavambahoaka satria dia tao anatin`ny fomba demokratika no nandraisan`ny vahoaka izany”, hoy ny Safidy - Fanaraha-maso ny fifidianana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2019
Politique.Minisitra HVM lasa depiote Miketrika hiditra anaty governemanta indray

Tsy hisy fiovana ny fanaovana politika eto amintsika. Raha noheverina fa hisy fifandanjan-kery politika teto amintsika satria nisy minisitra HVM lasa depiote miampy ny firafitry ny Antenimierandoholona dia nibaribary indray ny tsy fananana etika politika fa nandeha nialokaloka amin`ny fitondrana izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2019
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian Sarotra ny hanilika azy

Aao anatin’ny heriny tanteraka ny IRD ary inoana fa misy manonofy ho praiminisitra ao. Mora kokoa ho an’ireo depiote IRD etsy Tsimbazaza ny mifandresy lahatra sy mamoaka olona avy amin’izy ireo na olona tena iray antoko sy vondron’antoka aminy hitana io toerana io.

Hamaky ny tohiny
FTT