• Talata 30 Jolay 2019
Politique.Masy Goulamaly, depioten’i Tsihombe Handroso tolo-dalàna hampanjakana ny miralenta

Tsy mahaleotena irery ny vehivavy any am-boalohany, amin’ny ankapobeny, raha hiditra eo amin’ny sehatra ara-pôlitika, araka ny fandinihan-dRtoa Masy Goulamaly Marie Jeanne d’Arc, solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tany Tsihombe,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Politique.Fikarakarana fifidianana « Tsy matotra ny fanjakana ! »

Amin’ny alalan’ny fifidianana ihany no tokony hakana fahefana ao amin’ny firenena demokratika sy mandala ny atao hoe repoblika, hoy ny filohan’ny antokom-bahoaka malagasy, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Politique.Fametrahana PDS Ilaina rehefa mikorontana ny firenena saingy…

Ny 15 septambra 2015 no nametrahana tamin`ny fomba ofisialy ireo ben`ny tanàna izay mbola mitantana ny kaominina rehetra manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Politique.Tale jeneralin’ny BIANCO “Tena hiady amin’ny kolikoly aho…”

Nitsidika tamin’ny fomba fifanajana ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Ntsay Christian, ny Tale jeneraly vaovao hiandraikitra ny Birao mahaleotena iadiana amin’ny kolikoly na ny BIANCO,Atoa Andrianirina Laza Eric Donat, omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Politique.Fitondrana Rajoelina Mikasa hanova lalàmpanorenana

Tsy nisy didim-panjakana nivoaka momba ny fanatanterahana ny fifidianana ben’ny tanàna na teo aza ny soso-kevitry ny CENI fa hatao ny 28 oktobra izao izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Politique.JAMES RATSIMA Kandida Ben’ny tanànan’Antananarivo

Mivonona tanteraka hiditra amin’ny raharaha politika Atoa James Ratsima. Hilatsaka hofidiana Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra mantsy ny tenany raha sitrapon’Andriamanitra raha tsy hilatsaka ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT