- Talata 30 Jolay 2019
Politique.Razafinjatovo Willy “Tokony hanana depiote vao mitonona ho mpanohitra”
Manana ny fomba fijeriny manoloana ireo mitonona ho mpanohitra ihany koa ny Maitre Olala na Razafinjatovo Willy.
Hamaky ny tohinyManana ny fomba fijeriny manoloana ireo mitonona ho mpanohitra ihany koa ny Maitre Olala na Razafinjatovo Willy.
Hamaky ny tohinyTsy midika akory fa tsy maintsy voretra, fa ny toe-tsaina no tokony hamboarina ary ny rafitra eny ifotony toy ny fokontany dia tokony homen’ny fanjakana fahefana feno amin’ny fanaraha-maso sy ny fampandrosoana ny faritra misy azy.
Hamaky ny tohinyOlona 3 no maty tsy tra-drano ary 13 kosa naratra mafy vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho tany Morondava amin’iny lalam-pirenena faha-35 iny ny sabotsy 27 jolay lasa teo.
Hamaky ny tohinyNanao ny tatitry ny diany tany Bruxelles sy Allemangne i Marc Ravalomanana omaly takariva teny Bel’Air, niresahany ny fihaonany tamin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena mombana lafin-javatra maro na ara-politika na ara-pampandrosoana.
Hamaky ny tohinyMampametra-panontaniana mandrak’ankehitriny ity fitiavan’ny fitondram-panjakana manao zavatra mody masoandro na alina mihitsy ity.
Hamaky ny tohinySarotra ve ny ahitan’ny frantsay hirika ahafahana miara-mitantana ireo nosy manodidina an’i Madagasikara na Iles Eparses manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny sa inona no antony
Hamaky ny tohiny