• Alarobia 31 Jolay 2019
Politique.Serge Zafimahova “Tokony hohalavaina ny fotoam-piasan’ny Ben’ny tanàna”

Araka ny fanazavana nentin’Atoa Serge Zafimahova, dia tsy tokony hatao ny fanendrena PDS, fa halavaina ny fe-potoana hitantanan’ireto Ben’ny tanàna am-perinasa ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Politique.Depiote Mamy Rabenirina “Miandry ny famoahana ny lalàna mifehy ny fanoherana izahay”

Mbola any ankibon’ny omby ! Rahoviana vao ho teraka ihany ity fanomezan-dalana mifehy ny mpanohitra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Politique.Fivoriana maika tany an-dapa Hosoloina PDS ny ben’ny tanàna rehetra ?

Loharanom-baovao azo halina no naharenesana fa nandeha ny fivoriana tany amin’ny Primatiora nisian’ny fikaonan-doha niarahan’ireo minisitra voakasika handraisana fanapahan-kevitra momba ny toe-draharaha politika, indrindra fa ny fanatanterahana ny fifidianana ben’ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Politique.Fanemorana fifidianana Tsy tokony hatao fitaovana hametrahana PDS fotsiny !

Tsy tokony hisy ny fifidianana raha tsy misy ny didim-pitondrana iantsoana ny mpifidy izay avoaka ao amin’ny filankevitry ny minisitra, hoy ny manampahaizana momba ny fitantanana raharaham-panjakana, Andriamorasata Julien,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Politique.Hetsiky ny olompirenena miady amin’ny hala-bato Hoentina any amin’ny faritra

Napetraka tao amin’ny Carlton Anosy, hoy ny kandida ho solombavambahoaka tao Toamasina sady mpikambana eo anivon’ny hetsiky ny olompirenena miady amin’ny hala-bato sy hosoka amin’ny fifidianana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Politique.Raveloson Constant “Kajy politika no tsy hamoahana ny lalàna mifehy ny fanoherana”

Mbola manohy ny fomba fiasan’ny teo aloha ihany ny fitondrana amin’izao.

Hamaky ny tohiny
FTT