• Alakamisy 25 Jolay 2019
Politique.Fiombonana teny Ivandry Vetivety ihany ve sa haharitra ?

Tontosa tao anatin’ny fiaraha-mientana sy ny fiombonam-po ny fitokanana ny lalana Pr Zafy Albert teny Ivandry omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Politique.Manoro Régis “Tena namela mamy ho an’ny firenena ny Pr Zafy”

Nanazava fohy ny lalana nizoran’ny profesora Zafy Albert, ny profesora Manoro Regis izay mpitondra tenin’ny Ankolafy Zafy Albert sady sekretera jeneralin’ny antoko Undd.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Politique.Famotsoran-keloka Tsy maintsy dinihin’ny fitsarana ny fangatahana

“Tsy natao hialokalofan’ny mpanao ratsy ny famotsoran-keloka”, hoy i Maka Alphonse, filohan’ny Komitin’ny fampihavanana Malagasy (CFM). Anisan’ny fahefana omen’ny lalàna 2016-037 tamin’ny 2 febroary 2017 ho an’ny CFM ny famotsoran-keloka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Politique.Antenimieram-pirenena Mbola hisy fivoriana tsy ara-potoana indray

Nifarana omaly alarobia 24 jolay rehefa naharitra herinandro ny fivorian’ireo solombavambahoaka teny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Politique.Governemanta Ny teo ihany no naverina

Tsy nisy fiovana firy ireo mpikamban’ny governemanta izay voatendry omaly takariva, fa ny teo ihany no naverina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Politique.Hery Rakotomanana - CENI “Fanavaozana lisitra mira fanemorana datim-pifidianana”

“Tsy azo ihodivirana ny fanavaozana ny lisi-pifidianana”, hoy i Hery Rakotomanana, filohan’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI).

Hamaky ny tohiny
FTT