- Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Politique.Lisi-pifidianana Efa miditra ao anatin’ny fanadiovana ny fokontany
Ny 23 aogositra izao no hanateran’ireo fokontany ny lisi-pifidianana izay nodiovin’izy ireo, hoy ny sefo fokontany Ankaditoho Marohoho, nanaovana ny fanadihadiana.
Hamaky ny tohiny
