Fandikana ny lalàmpanorenana ny fanemorana ny fifidiana Ben’ny tanàna amin’ny taona ho avy, hoy ny teo anivon’ny vovonana
Kmf/Cnoe. Nambaran’ny filohany Andoniaina fa demokraty ny filoham-pirtenena ka tokonyhitazona ny teniny. Takian’ity vovonana ity ny hanaovana ny fifidianana amin’ity taona ity na misy fihemorany efatra andro aza, hoy ny fanazavany. Nasiany teny koa ny momba ny lisimpifidianana ary nambarany fa tsy manara-dalàna ny fikitihana io lisitra io. Tsy atao tandrametaka fa lasa mampihena ny fahatokisan’ny vahoaka mpifidy izany, hoy hatrany ity vovonana ity.
Sitraka r.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.