• Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Politique.Nosy bodoin’ny Frantsay sy ny Anglisy Mila mafy ny diplomasian’i Madagasikara, Maorisy, Komoro

Mila mametraka diplomasia mahery vaika kokoa i Madagasikara, Maorisy, Komoro, mahakasika ireo tany an’ireo firenena ireo bodoin’ny firenen-dehibe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Politique.Mahajoro REKANY Mila jerena ireo antoko mpanohitra hafa

“Ekena fa i Marc Ravalomanana no mety ho lohan'ny mpanohitra ary tsy azo iadian-kevitra io. Saingy mitondra tena toy ny antoko MMM tarihan` i Hajo Andrianainarivelo tamin'ny taona 2016.”, hoy i Mahajoro REKANY,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Politique.Mpanohitra ny fitondrana Mbola manova paikady aloha

Ao ireo nisafidy ny hangina tanteraka ary tsy hay hoe miandry kendry tohana ve sa ahoana ?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Politique.Tsy voafehy ny firenena Mahazo vahana ny tsy fandriampahalemana

Mirongatra be ny tsy fandriampahalemana na any ambanivohitra na eny an-tanàn-dehibe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Politique.Madagasikara Hiroso amin’ny Repoblika faha-5 ?

Ny lalàmpanorenana, mandritra ity Repoblika faha-IV ity lany tamin`ny volana novambra 2010, no tena mampifanolana indrindra raha tamin`ny tantaran`i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Politique.Governoram-paritra Maika amin’ny fametrahana azy ny fanjakana

Hatsangana tsy ho ela ny governoram-paritra ary hotanterahina ny fanomezana fahaleovantena amin`ny vola sy fitaovana azy ireo, raha ny loharanom-baovao,

Hamaky ny tohiny
FTT