- Talata 06 Aogositra 2019
Politique.Mpanohitra ny fitondrana Mbola manova paikady aloha
Ao ireo nisafidy ny hangina tanteraka ary tsy hay hoe miandry kendry tohana ve sa ahoana ?
Hamaky ny tohinyAo ireo nisafidy ny hangina tanteraka ary tsy hay hoe miandry kendry tohana ve sa ahoana ?
Hamaky ny tohinyMatetika no hisiana adivarotra politika samihafa any anatin’ny antoko lehibe rehefa mandalo fifidianana satria zava-dehibe ny fitondrana ny anaran’ny lokon’ny antoko sokajiana ho goavana ary ambony kokoa ny herijika ho lany.
Hamaky ny tohinyVoalohany, ny Lapan’ny tanàna eny Analakely izay nambaran’i Marc Ravalomanana nandritra ny adihevitra tao amin’ny TVM ny 9 desambra 2018, fa nanome vola 5 miliara tamin’io ny fitondrana Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyTsy mbola manana solombavambahoaka misolotena ny vahoakany ireo distrikan`i Fandriana sy Mahabo eo anivon`ny Antenimieram-pirenena.
Hamaky ny tohinyNisy fihanaombe sy fiaraha-misakafo tetsy amin’ny Kianja Mitafon’i Mahamasina ny sabotsy lasa teo nentin’ny depiote Ramboasalama Emilien nisaorana ny vahoakan’ny Boriborintany faha-IV tamin’ny fametrahana fitokiasana taminy.
Hamaky ny tohinyHodidinina mpanao politika ela nihetezana sy mpandraharaha mpanefoefo. Izay no azo ilazana ny toerana misy ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, ankehitriny.
Hamaky ny tohiny