• Alakamisy 08 Aogositra 2019
Politique.Dr Joseph Randriamiandrisoa Mitavozavoza sy tsy vonona ny fitondrana

Midika ho tsy fahavononan’ny fanjakana amin’ny fifidianana ny fanemorana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2019
Politique.Marc Ravalomanana Hailika tsy ho lehiben’ny mpanohitra…

Miisa 2 ireo lalàna momba ny satan’ny mpanohitra hodinihina eny amin’ny antenimieram-pirenena mandritra ny fivoriana tsy ara-potoana manomboka ny 12 aogositra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2019
Politique.Fitakiana ny “îles Eparses” Hatsangana indray ilay Komity fakan-kevitra

Hijoro fanindroany ny Komity manokana misahana ny fakan-kevitra manodidina ny fameranana ireo Nosy Malagasy, satria efa nisy komity voalohany tamin’ny fitondrana Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2019
Politique.Fihemoran’ny datim-pifidianana Misy fiantraikany amin’ny fitantanam-bolan’ny kandida

Manao antso avo foana aho, hoy ny kandida ho ben’ny tanàna ao Farafangana, Falison Jocelin Rantenaina, alefaso amin’ity taona ity ny fifidianana !

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Aogositra 2019
Politique.CENI Vonona hiatrika fifidianana ivelan`ny main-tany

Araka ny lalàna dia 90 andro mialoha ny daty hanatanterahana fifidianana no tsy maintsy hivoahan`ny didim-panjakana miantso ny mpifidy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Aogositra 2019
Politique.Raharaha Mbola Rajaonah « Misy ambadika politika ! », hoy ny Soluma

Misy ambadika na hoe “manoeuvre” politika ny raharaha Mbola Rajaonah, hoy ny avy eo anivon’ny fikambanana Soluma sy Fitoniana tour, raha nanazava mikasika izany omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT