Politique

Nosy bodoin’ny Frantsay sy ny Anglisy Mila mafy ny diplomasian’i Madagasikara, Maorisy, Komoro


  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019

Mila mametraka diplomasia mahery vaika kokoa i Madagasikara, Maorisy, Komoro, mahakasika ireo tany an’ireo firenena ireo bodoin’ny firenen-dehibe.

 

 

 Mbola mitoetra ny fanjanahan-tany raha toa ka misy tany tokony ho an’ireo firenena ireo na iray metatra tora-droa aza mbola eo mbola eo ambany vahoan’ny Frantsay sy ny Anglisy, hoy io manam-pahaizana momba ny “droit public” io. Isan’ny mitana ny sain’ny maro tato ho ato rahateo ny momba ireo tany manodidina, toa ny Archipel de Chagos ifanolanan’ny Maorisianina amin’ny Britanika na koa ny Nosy Eparsa hifanolanan’ny Malagasy amin’ny Frantsay. Mayotte tokony ho an’ny Kaomorianina. Misy ny lalàna sy ny didy efa navoakan’ny fitsarana iraisam-pirenena. Ho an’I Madagasikara dia noresahina nandritra ny fihaonan’ny Filoha Rajoelina sy ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron io, saingy tsy hita izay tohiny hatreto. Nambara fa hatsangana ny komity handinika ny raharaha, mety hisy ny fiaraha-mitantana,…

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT