• Alarobia 11 Septambra 2019
Politique.Famaritana ny atao hoe “mpanohitra” “Tsy hain’ny mpahay lalàna sasany”

Sady ara-drariny no ara-dalàna ny maha ny Lehiben’ny mpanohitra an’i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Septambra 2019
Politique.Rarija Rajo Tsiferantsoa Hitondra fijery vaovao ho an’ny kaominina Arivonimamo

Anisan’ny kandida ary efa vonona amin’ny fifidianana ben’ny tanàna atao tsy ho ela, atoa Rarija Rajo Tsiferantsoa. Amin’ny anaran’tenany manokana no hilatsahany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Septambra 2019
Politique.Toamasina Renivohitra Hiady an-trano ny fianavakiana Ratsiraka ?

Manomboka miverina miakatra ny maripana eo amin`ny tontolo politika, indrindra amin`izao fotoam-pifidianana ben`ny tanàna izao. Tsy eto an-drenivohitra ihany fa manerana an`i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Septambra 2019
Politique.Antananarivo renivohitra Ho fantatra anio ny kandidan’ny mpanohitra

Anio no atolotry ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara amin’ny fomba ofisialy ny kandida ho tohanan’izy ireo mandritry ny fifidianana ho ben’ny tanàna eto

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Septambra 2019
Politique.Fizotran`ny fifidianana Milamina amin`ny ankapobeny

Nitarika fivoriana niarahan’ny governemanta sy ny CENI ny praiminisitra Ntsay Christian, omaly, ho fijerena akaiky ny fizotry ny fanomanana ny fifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Septambra 2019
Politique.KMF Cnoe “Mila fahamatorana ireo mpanao politika”

Miisa 32 ireo kandidà amin` ireo kaominina 1 695 eto Madagasikara nanatitra antontan-taratasy filatsahan-kofidiana teny amin` ny OVEC amin` izao herinandro farany fanaterana raha ny tatitra voaray.

Hamaky ny tohiny
FTT