• Alarobia 11 Septambra 2019
Politique.Marc Ravalomanana Nanamafy fa maniry ny hihaona amin-dRajoelina

Naneho hevitra momba ny raharaham-pirenena i Marc Ravalomanana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Septambra 2019
Politique.Mahajanga – Toamasina Tsy mbola nisy kandidà hatry ny omaly

Nahazoana vaovao ny mikasika ny firotsahan-kofidiana ben’ny tanàna tao amin’ny renivohi-paritany anankiroa, dia ny tany Mahajanga sy Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Septambra 2019
Politique.KMF CNOE

Ratsimbazafy Emée no anaran`ny filoha lefitra nasionalin` ny KMF-CNOE

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Septambra 2019
Politique.Marc Ravalomanana Kandidan’ny mpanohitra

Rahampitso alakamisy amin’ny 10 ora maraina no hanaterana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidian’i Marc Ravalomanana ho kandida ben’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra eny amin’ny OVEC Nanisana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Septambra 2019
Politique.Rodoben’ny mpanohitra « Hamerina ny hasin’Antananarivo »

Rehefa nivory sy nandinika mikasika ny tokony hametrahana ny tena fanoherana eny anivon’ny antenimieram-pirenena mbola tsy voapetraka hatramin’izao miampy ny fahatsapana ny sakatsakana atao amin’ny fipetrahan’ny fanoherana tena izy eto amin’ny firenena ny rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Septambra 2019
Politique.Fitoriana ara-pifidianana Hisy ny torolalana havoaka

Nisokatra omaly ny atrikasa dingana voalohany iarahan’ireo mpiara-miombon’antoka rehetra amin’ny raharaham-pifidianana, izay notarihin’ny FES na ny Friedrich Ebert Stifftung teny amin’ny Hotely Le Louvre Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
FTT