- Alakamisy 12 Septambra 2019
Politique.Fifidianana ben’ny tanàna Tsy rototra ny olona fa efa leon’ny hosoka
Ho tapitra anio ny fe-potoana handraisana ny antontan-taratasin’ireo kandida ben’ny tanàna sy mpanolotsaina kaominaly. 3 andro ny fotoana ananan’ny OVEC hanamarinana ny antontan-taratasy, ka ny 17 septambra ny CENI no hamoaka ny lisitr’ireo kandida.
Hamaky ny tohiny