• Talata 10 Septambra 2019
Politique.Antoko FTPFM “Tsy tokony hatao fitaovana politika ny tanora”

Tsy tokony hatao fitaovana politika intsony ny tanora, indrindra fa ny mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo, hoy ny filohan’ny antoko FTPFM avy any Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Septambra 2019
Politique.Niteny indray ny Amiraly Ratsiraka “Tena fotoanan’ny fampihavanana izao”

Anisan'ny lohahevitra natsidiky ny Papa Fransoa ny fihavanana, izay soatoavina mampiavaka ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Septambra 2019
Politique.FOLO TAONA

Tandra vadin-koditra amin’ny tantaram-pirenena ny Gazety Tia Tanindrazana, izay feno folo taona katroka amin’ity anio ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Septambra 2019
Politique.Marc Ravalomanana mivady Nihaona tamin’ny Papa Fransoa ihany koa

Naneho ny hafaliany ka nidera sy nisaotra manokana ny Papa tamin’ny fahatongavany eto Madagasikara ny filoha Marc Ravalomanana, araka ny taratasy nalefany tamin’ny Papa Fransoa mitondra ny datin’ny 4 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Septambra 2019
Politique.Filoha Rajoelina Hiova famindra manomboka eto ?

Tsy nisy miafina amin’ny Papa Fransoa ny zava-misy eto Madagasikara, ary na tamin’ny teny malefaka aza dia mifono anatra sy hafatra lehibe ho an’ny Malagasy tsy an-kanavaka na ny mpitondra na ny entina na mpino kristianina na tsia na katolika na protestanta. Mahantra loatra ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Septambra 2019
Politique.Gazety Tia tanindrazana Feno 10 taona

9 septambra 2009 – 9 septambra 2019. Feno 10 taona katroka anio alatsinainy ny nisian’ny laharana 001 an’ity gazety vakianao isan’andro ity.

Hamaky ny tohiny
FTT