• Talata 10 Septambra 2019
Politique.Imbiki Herilaza « Fametrahana ny demokrasia no zava-dehibe »

« Maro ireo lesona azo raisina nandritra ny kabarin`ny Papa Fransoa ary tokony horaisina na ny fitondram-panjakana na ny vahoaka Malagasy », hoy Imbiki Herilaza, mpahay lalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Septambra 2019
Politique.Fifidianana eto Iarivo Hifampitady indray Ravalomanana sy Rajoelina

Anisan’ny andrasan’ny maro ny fifidianana ben’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra, indrindra fa ho an’ireo antoko lehibe dia ny kandidam-panjakana amin’ny alalan’ny IRD sy ny sokajiana ho mpanohitra dia ny TIM. Re fa hisy ny fanambarana hataon’i Marc Ravalomanana anio maraina. Asa na hisy fifandraisany amin’io na zavatra hafa mihitsy no hambarany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Septambra 2019
Politique.Tabera Randriamanantsoa Nanakiana mafy ny filoha Rajoelina

Nanao fianianana teny Iavoloha ary nanoloana ny Papa Fransoa ny filoham-pirenena Malagasy, Andry Rajoelina, hoy ny filohan’ny CRN na komitin’ny fampihavanam-pirenena, Tabera Randriamanantsoa,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Septambra 2019
Politique.Hetsi-panoherana ny hosoka ara-pifidianana “Tsy misy mpitondra nangala-bato haharitra eo”

Mbola mitaky hatrany ny hitondran’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenena fanazavana sy porofo ny maha tsy mitombina ny fitoriana miisa 684 nandritra ny fifidianana solombavambahoaka farany teo ny Hetsiky ny Olom-Pirenena Miady amin’ny Hosoka sy Hala-bato amin’ny Fifidianana na ny HOM2HF tarihin-dry Rakotomalala Henri.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Septambra 2019
Politique.Antoko FTPFM “Tsy tokony hatao fitaovana politika ny tanora”

Tsy tokony hatao fitaovana politika intsony ny tanora, indrindra fa ny mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo, hoy ny filohan’ny antoko FTPFM avy any Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Septambra 2019
Politique.Niteny indray ny Amiraly Ratsiraka “Tena fotoanan’ny fampihavanana izao”

Anisan'ny lohahevitra natsidiky ny Papa Fransoa ny fihavanana, izay soatoavina mampiavaka ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT