• Alatsinainy 16 Septambra 2019
Politique.Arivonimamo Hohavaozina ny seranam-piaramanidina

Hitondra ny anjara birikiny ao amin’ny kaominina Arivonimamo, ny kandida Rarija Rajo Tsiferantsoa, izay nanatitra ny taratasy filatsahan-kofidiana tao amin’ny OVEC tao Arivonimamo, ny zoma lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Septambra 2019
Politique.Guy Rivo Randrianarisoa Efa vonona ny fanarenana an’Antsirabe

Tafapetraka teo anivon’ny OVEC Antsirabe voalohany ny antontan-taratasy maha kandidan’ny antoko Tiako i Madagasikara an’Atoa Guy Rivo Randrianarisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Septambra 2019
Politique.Randrianasolo Jean Nicolas « Hanana kandida manokana ny GJMP »

Antoko manana solombavambahoaka voafidy eny amin’ny Antenimieram-pirenena ankehitriny ny GJMP « Groupement des jeunes Malgaches Patriotiques” tarihako, hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Septambra 2019
Politique.Fampandrosoana an’i Tanjombato “Rallye vaovao ataoko io”, hoy i Tovonen

Tontosa omaly tetsy amin’ny OVEC 67Ha ny fanaterana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho ben’ny tanànan’i Tovo Rakotojohary, fantatry ny rehetra eo amin’ny tontolon’ny hazakaza-piarakodia na Rallye amin’ny fiantsoana hoe Tovonen.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Septambra 2019
Politique.Kandidan’ny TIM eny Antehiroka Vonon-kandresy Rajaonera Samy sy ny ekipany

Kandida ben’ny tanàna eny amin’ny kaominina Antehiroka amin’ny anaran’ny antoko TIM Atoa Rajaonera Samy Andrianavalomalala. Tafapetraka teny amin'ny OVEC ny alarobia 11 septambra teo ny taratasy filatsahan-kofidiana miaraka amin’ireo lisitry ny mpanolotsaina TIM miara-dia aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Septambra 2019
Politique.“Haja boum” Vonona hampandroso an’Ambohimangakely

Nitohy tamin’ny alalan’ny fanaovana didimpoitra maimaimpoana, ny fanaovana asa sosialy efa fanaon’ny antoko Tiako I Madagasikara, eny Ambohimangakely hatramin’izay.

Hamaky ny tohiny
FTT