- Zoma 13 Septambra 2019
Politique.Antananarivo Renivohitra Kandida tsy nampoizina ny an’ny TIM sy IRD
Niova endrika tanteraka ny tontolo politika ho amin’ny fitantanana an’Antananarivo Renivohitra. Olona tsy mbola re firy tamin’ny politika no natolotry ny antoko 2 sokajiana ho goavana ho kandida ben’ny tanàna dia i Tahiry Ny Rina Randriamasinoro
Hamaky ny tohiny
