• Zoma 04 Oktobra 2019
Politique.Feno Harison “Aleo hisy laharana ny bileta tokana.”

Voalazan’ny lalàna fa lisitra 2 samihafa ny an’ny ben’ny tanàna sy mpanolotsaina ka tsy hitako ny olana, hoy ny kandida laharana faha-5 eto Antananarivo, Feno Harison.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Oktobra 2019
Politique.Filaminana amin` ny fifidianana Manana anjara lehibe ny haino aman-jery

Nanatanteraka fifanakalozan-dresaka momba ny fanavaozana ny haino aman-jery ny tetikasa manohana ny fisorohana sy ny fitantanana ny resa-pifidianana sy ny herisetra eto Madagasikara (PEV Madagascar),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Oktobra 2019
Politique.Elias Ralaiarimanana « Tsy mersenera izahay ! »

Anosibe, Anosipatrana hatrany Ankasina hatreto no nampahafantaranay ny laharanay ao anaty bileta tokana sy ny vinan’asanay, hoy ny kandida ho ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Oktobra 2019
Politique.Antoko Tia Tanindrazana Fanalahidin’ny fampandrosoana ny kaominina

Miroso amin’ny fiaingana vaovao, ka hiditra an-tsehatra bebe kokoa amin’ny raharaham-pirenena ny Antoko Tia Tanindrazana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Oktobra 2019
Politique.Tahina Razafinjoelina “Tsy manana disadisa amin’ny TIM ny Tia Tanindrazana”

Tsy misy disadisa mihitsy ! Samihafa ny fivadihana sy ny fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Oktobra 2019
Politique.Ranary Lala Berthin Erckman Hitondra rivo-baovao ho an’Andoharanofotsy

Ny zava-misy ao amin’ny tanànan’Andoharanofotsy no nandrisika ahy hilatsaka ho ben’ny tanàna noho ny fijalian’ny mponina sy ny fikorontanana be ihany tao anatin’ny fandrosoan’ny tanàna,

Hamaky ny tohiny
FTT