• Alarobia 02 Oktobra 2019
Politique.Fandraisan’andraikitry ny vehivavy Mihemotra i Madagasikara

Mampanahy ny zava-misy ankehitriny ary hiteraka tsy fampandrosoana ho an’ny firenena hatrany raha ny fanendrena tompon’andraikitra tato ho ato no jerena,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2019
Politique.Marson Evariste filoha nasionalin’ny Rpsd Kivy dia nanipy baolina any amin’ny Sekretera jeneraliny

Betsaka ireo Antoko politika nanohana ny filoha Andry Rajelina tamin’ny fifidianana, anisan’izany ny Mmm, Freedom, Vert, Hiaraka isika, Avi, Rpsd, Akfm, FafI V, Fanarenana, Avana, Liaraike…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2019
Politique.Ho avy ny fifidianana Raikitra indray ny an-kizarazara

Mbola amin`ny 27 novambra izao ny fifidianana kaominaly sy monisipaly, nefa mandeha sahady ny fampielezan-kevitra ataon`ny antoko sasany sy ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2019
Politique.Andry Rajoelina Mila mitandrina

Tsy misy zavatra tongatonga ho azy amin’ny politika fa misy ny kajy sy ny paikady mipetrapetraka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2019
Politique.Filaharana ao anaty bileta tokana Raikitra ny antso ho amin’ny fanitsiana azy

Ekena fa « scrutin séparé » na misaraka ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna, hoy ny manampahaizana momba ny fitantanan-draharaham-panjakana, Julien Andriamorasata,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Septambra 2019
Politique.Sehatra iraisam-pirenena Resin`i Ntsay lavitra Rajoelina

Nihaona sy niresaka tamin’ny Sekretera Jeneralin’ny Firenena Mikambana ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta Ntsay Christian nandritra ny diany niatrika ny Fivoriambe faha-74 ho an’ny Firenena Mikambana.

Hamaky ny tohiny
FTT