• Alatsinainy 07 Oktobra 2019
Politique.Hajasoa Razanakoto Pascal Tena hampandroso an’Ambohimangakely

Vonona ny hampandroso ary hitondra ny kaominina Ambohimangakely ho any amin’ny tena fampandrosoana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2019
Politique.Constant Raveloson

“Mifameno tsara ireo foto-kevitra telon’ny Tia Tanindrazana” “Teboka telo ny tarigetra heverin’ny antoko TIA Tanindrazana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2019
Politique.Antananarivo BAR sisa tsy nidiran’ireo kandida…

Toa efa misarintsarina propagandy ny zava-misy eto Antananarivo amin’izao iray volana mahery tsy hidirana amin’ny fammpielezan-kevitra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2019
Politique.Fernand Cello “Tonga ny fotoana hampandrosoana ny tanàna”

Efa ela no niady ho an’ny vahoakan’Andohan’Ilakaka satria maro ny tolona sy ady natrehina sy ny fiarovana ny vahoaka ianjadian’ny tsindrihazolena eny anivon’ny fokontany sy ny kaominina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2019
Politique.Rodoben’ny mpanohitra Mangataka ny hanesorana ireo governora

Tafapetraka omaly teny anivon’ireo andrim-panjakana mpanao lalàna miisa 2 dia ny antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza sy ny antenimierandoholona etsy Anosy ny taratasy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2019
Politique.Fampandrosoana an’Ambavahaditokana Hametraka ny dian-tanany Ramamonjisoa Zo

Fitiavan-tanindrazana sy fitiavana manompo firenena no nandrisika ahy hirotsaka ho ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Ambavahaditokana, hoy Rtoa Ramamonjisoa Zo,

Hamaky ny tohiny
FTT