• Alarobia 02 Oktobra 2019
Politique.Vahoaka mifidy “Anjarany no misafidy tsara fa tsy hivaro-tena”

Manana andraikitra goavana amin`ny fampandrosoana ny kaominina sy mpanolotsaina amin`ny maha vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana akaiky amin`ny vahoaka azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Oktobra 2019
Politique.Kandidan’ny Tim ao Morombe Iharan’ny antsojay sy fampihorohoroana sahady

Anisan’ny miaro ny ombin’ny mponina tsy horobain’ny dahalo ny kandidà Tim, ao amin’ny kaominina Ambahikily, distrikan’i Morombe, faritra Andrôy, Atoa Mahatratry Jean.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Oktobra 2019
Politique.Fanendrena governora “Manaraka fotsiny ny efa nataon’ny teo aloha ny fitondrana”

ny andininy faha-325 amin’ny lalàna lah 2014-020 ny 27 septambra 2014 no ampiharina dia ny lehiben’ny Faritra no mitana ny anjara andraikitry ny mpanatanteraka eny anivon’ny Faritra ary « governora » no iantsoana azy ankehitriny, araka ny nambaran`i Rina Ranaivo-Harisoa, mpahay lalàna sady mpandinika ara-politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Oktobra 2019
Politique.Ben’ny tanànan’Antsirabe Tena be afera mampiahiahy, hoy ny mpiasa

Manomboka mivoaka tsikelikely ny fanararaotam-pahefana ataon’ny ben’ny tanànan’Antsirabe Atoa Paul Razanakolona, hoy ireo mpiasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Oktobra 2019
Politique.Diplomasia Malagasy Any amin’ny praiminisitra Ntsay ny baolina

Tontosa omaly talata 1 oktobra 2019 teny amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny teo aloha Atoa Naina Andriantsitohaina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Oktobra 2019
Politique.Governora vaovaon’ny faritra Analamanga Hiara-kiasa sy hisokatra amin’ny rehetra

Tontosa omaly tetsy amin’ny biraon'ny faritra Analamanga Ambohidahy ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Governora vaovao eto amin’ny Faritra Analamanga,

Hamaky ny tohiny
FTT