• Talata 08 Oktobra 2019
Politique.Fitondrana Rajoelina Mety hanaraka ny dian’ny teo aloha…

Manomboka hita taratra io fa misy fifanolanana anatiny sy fifampiahiahiana mipetraka eo anivon’ireo samy antoko nanohana ny filoham-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Oktobra 2019
Politique.Fanaraha-maso ny fifidianana Efa naka lesona ny Jeune TIM

Ao anatin’ny fampahafantarana ny kandidan’ny antoko politika Tiako I Madagasikara ny eo anivon’ny fikambanana Jeune TIM ankehitriny, raha ny fanazavan’ny mpitarika ny Jeune TIM Analamanga, Heriniaina Razanadrakoto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Oktobra 2019
Politique.Governemanta Misy minisitra tena ratsy toerana

Governemanta tsy mba miray hina ny mpikambana ao anatiny rehefa misy ny tsy fetezana eo amin’ny ministera iray. Hita taratra izany tamin’ity raharaha bakalorea izay nahasaringotra ny ministry ny fampianarana ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Oktobra 2019
Politique.Depiote Todisoa Andriamampandry “Aoka tsy hifandrangitra intsony !”

Malagasy isika ka tokony hampiseho fihavanana sy fahendrena. Aoka tsy hifandrangitra intsony isika na ny an-daniny na ny an-kilany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Oktobra 2019
Politique.Marc Ravalomanana “Miaina anaty krizy tanteraka ny firenena”

Miaina anaty krizy tanteraka ny firenena noho ny tsy fahaiza-mitantana, hoy i Marc Ravalomanana ny sabotsy lasa teo. Krizy sosialy sy krizy ara-toekarena io,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Oktobra 2019
Politique.Veliranon’ingahy filoha Tsy misy ny fahagagana, 5 taona no hanatanterahana azy

Nanamafy ny filoha andry Rajoelina omaly fa efa 4000 ariary ny euro 1 izao, tsy afaka miala bala intsony ireo mpivarotra entana, hoy izy satria efa miha mahazo aina ny ariary.

Hamaky ny tohiny
FTT