- Alakamisy 10 Oktobra 2019
Politique.Asan-dRagôva eto Analamanga Tsy mangarahara sahady
Nidina ifotony nanao fanadiovana teny Besarety Ragôvan’Analamanga na ny Governora Hery Rasoamaromaka ny talata 8 oktobra lasa teo.
Hamaky ny tohinyNidina ifotony nanao fanadiovana teny Besarety Ragôvan’Analamanga na ny Governora Hery Rasoamaromaka ny talata 8 oktobra lasa teo.
Hamaky ny tohinyAnisan`ny mpiara-miombon`antoka akaiky amin`i Madagasikara amin`ny fanatontosana ny fifidianana rehetra eto amintsika ny Vondrona Eoropeanina.
Hamaky ny tohinyMitentina 2.575 lavitrisa Ariary na 650 tapitrisa Euros eo, izay manome antsasaky ny fitambaran’ny tetibolam-panjakana taona 2019 ny vola ilaina amin’ny tetikasa Tanà-Masoandro.
Hamaky ny tohinyEfa noresahana teto fa hita taratra ho miha manara-dia ny fomban’ireo mpitondra teo alohany ihany ny filoham-pirenena ankehitriny, Andry Rajoelina, amin’ity fomba fanaovana politika
Hamaky ny tohinyNy lalàna 020-2014 no mamaritra ny fitsinjaram-pahefana eto amintsika aminny fitantanana ny faritra.
Hamaky ny tohinyHanomboka anio talata 8 oktobra ny fanontana ireo bileta tokana amin’ny fifidianana ben’ny tanàna hatao ny 27 novambra ho avy izao, ka ny Trano Printim-pirenena no hiantsoroka izany.
Hamaky ny tohiny