Loisirs

TAPATAPANY: Tontolon’ny dihy


  • Sabotsy 08 Aogositra 2015

Hanatanteraka fampisehoana dihy in-droa miantoana eto Madagasikara ny Conseil Indépendant de Madagascar (CDI) amin’ity volana aogositra ity eny amin’ny CCI Ivato sy ao amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina.


 
Hotronin’ireo mpandihy gasy efa matihanina izy ireo. Hetsika natao hanohanana ireo tetikasa ara-tsosialy miantefa amin’ireo ankizy tsy tafiditra an-tsekoly izy ity, hoy Randrianarisoa Rijamanitra izay mpikarakara.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Loisirs

  • Loisirs
  • Alakamisy 25 Aprily 2019

Andry Rajoelina Tsy hahavita 5 taona ...

  • Loisirs
  • Alakamisy 08 Novambra 2018

Marc Ravalomanana Tena mamim-bahoaka

Hijery ny tohiny
FTT