Loisirs

Tovo J’Hay : Hamoaka ny rakikirany amin’ny fomba ofisialy.


  • Alakamisy 01 Aprily 2010


Ny zoma 2 aprily ho avy izao no hanolotra fampisehoana  etsy amin’ny Carlton Anosy i Tovo J’hay. Hanomboka amin’ny fito ora hariva ny fampisehoana izay hiavaka tsy tahaka ny mahazatra. Mandritra io fotoana io mantsy no hivoaka amin’ny fomba ofisialy ny rakikirany vaovao. Hanomboka amin’ny sivy ora alina ny tenany no hanomboka hiangaly ireo sangan’asany vaovao mirakitra ao anatin’ilay rakikira. Ireo hira nahafantarana azy hatramin’izay kosa no hanombohany  ny fotoana. «Antsika roa irery», no lohatenin’ilay rakikira izay efa andrasan’ny maro tokoa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Loisirs

  • Loisirs
  • Alakamisy 25 Aprily 2019

Andry Rajoelina Tsy hahavita 5 taona ...

  • Loisirs
  • Alakamisy 08 Novambra 2018

Marc Ravalomanana Tena mamim-bahoaka

Hijery ny tohiny
FTT