• Sabotsy 07 Jona 2014
Loisirs.José Camarade Milalao mozika maroloko

Tsy ny hanome fahafaham-po ny mpankafy amin’ny faritra iray fa ny hanolotra ny kanto ary hampianjaika ny raitra ho an’ny Malagasy mielimpatrana manerana ny Nosy amin’ny alalan’ny hira sy mozika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jona 2014
Loisirs.«Grand Cabaret Inédit» Hisantaran’ny Restaurant Telozoro ny fidirana amin’ny lalindalina kokoa

Hiditra lalindalina kokoa amin’ny resaka endrika «cabaret» miavaka ny Restaurant Telozoro etsy Andrefan’Ambohijanahary na dia efa nanomboka nanao ity hetsika ity hatramin’ny volana jolay 2013, hoy ny mpitantana Atoa Solohery Christian antsoin’ny maro hoe Bekoto.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jona 2014
Loisirs.Feti n’ny pentekôsta Misongadina ny ara-pinoana

Somary mangingina tsy tahaka ny fankalazana ny fetin’ny Paska ny fetin’ny pentekôsta any Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jona 2014
Loisirs.Sylange Kilalaky Hiverina an-tsehatra

Raikitra, tapa-kevitra tanteraka ny hiverina anatin'ny kianjan'ny hira sy ny mozika ny tarika Sylange Kilalaky. Tarika ahitana ireo andriambavilanitra miangaly ny kilalaky.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Mey 2014
Loisirs.Adisaninana be galona Afaka manjifa koa ny any ivelany

Nivoaka manerana ny Nosy omaly ny kapila “Adisanina be galona”.

Hamaky ny tohiny
FTT