- Alarobia 25 Jona 2014
Loisirs.Coca Cola Hikarakara fetibe hamalifaliana ny vahoakan'Antananarivo
Hikarakara fetibe entina hamalifaliana ny vahoakan'Antananarivo ny zava-pisotro Coca Cola ny andron'ny 5 Jolay ho avy izao.
Hamaky ny tohinyHikarakara fetibe entina hamalifaliana ny vahoakan'Antananarivo ny zava-pisotro Coca Cola ny andron'ny 5 Jolay ho avy izao.
Hamaky ny tohinyNankalazaina ny sabotsy 21 jona lasa teo ny Fetin'ny Mozika. Hetsika efa fanao isan-taona izy ity fa tamin'ity indray mitoraka ity dia ireo mpanakanto amoron-dalana tsy misy mpahalala no nomen'ny minisiteran'ny kolontsaina sy ny vakoka lanja.
Hamaky ny tohinyNy mangenaky izay gadona sy fomba fandihy mampiavaka iny faritra atsimon’i Toliara iny ao amin’ny Foko Masikoro no ezahan’ny Groupe «Mamaly 2» voizina ankehitriny.
Hamaky ny tohinyHanatanteraka fampisehoana etsy Antsahamanitra ny Ampifitia, antoko mpihira eo anivon’ny fiangonana FJKM Isotry Fitiavana ny sabotsy 21 jona ho avy izao.
Hamaky ny tohinyNy mangenaky izay gadona sy fomba fandihy mampiavaka iny faritra atsimon’i Toliara iny ao amin’ny Foko Masikoro no ezahan’ny Groupe «Mamaly 2» voizina ankehitriny.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny