• Alatsinainy 15 Septambra 2014
Loisirs.Lalao «Tia Tanindrazana 5 taona» Lasan-dRaharijaona Njara Fiadanana ny fiara «Cherry QQ 3»

Tontosa ny sabotsy teo tao amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny fisarihana farany tamin’ilay lalao goavana tafiditra amin’ny fankalazana ny faha-5 taonan’ny gazety Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Loisirs.Lalao Tia Tanindrazana 5 taona Farany vao nisy ventiny

Tapitra omaly talata 9 septambra ny fandraisana an’ireo tapakila fandraisana anjara amin’ny Lalao Tia Tanindrazana 5 taona. Nifarimbona farany tamin’ny fitsarana ireo tapakila azo koa omaly ireo mpiara-miasa ato amin’ny Tia Tanindrazana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Aogositra 2014
Loisirs.“BOB LE RETOUR” Hivoaka ny alatsinainy ho avy izao

Hivoaka ny alatsinainy 01 septambra ho avy izao ilay horonan-tsarimihetsika Malagasy vaovao mitondra ny lohateny hoe : “Bob le retour”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Aogositra 2014
Loisirs.TAORIAN’NY FANADINANA BAKALOREA Lanonana ara-kolontsaina maro no hiseho ao Amoron’i Mania

Nifarana omaly alakamisy 21 Aogositra ny fanadinana bakalôrea manerana ny nosy. Ho an’ny ao amin’ny Faritra amoron’i Mania dia hetsika ara-kolontsaina sy ara-javakanto maro no miandry ireo tanora, anisan’izany ireo alim-pandihizana isan-karazany ao Ambositra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aogositra 2014
Loisirs.Manala azy vita Bac Hamalifaly ny tanora etsy amin’ny Le glacier ny tarika Marolahy

Hamalifaly ny tanora etsy amin’ny Le Glacier Analakely ny tarika Marolahy ny sabotsy alina ho avy izao, manomboka amin’ny 8 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aogositra 2014
Loisirs.Fitrandrahana harena ankibon’ny tany Tsy ara-dalàna ireo fifanarahana tamin’ny 2012-2013

Voararan’ny tondrozotra tamin’ny taona 2011 mazava tsara ny fanomezana fahazoan-dalana fitrandrahana harena ankibon’ny tany izay nohamafisin’ny filankevitry ny minisitra voalohany ny 29 janoary 2014 izay mandrara ny fanomezana alalana amin’ireo karazana fitrandrahana. Tsy ara-dalàna noho izany ireo fanomezan-dalana nivoaka nanomboka tamin’ny taona 2012-2013 ka manery ny fanjakana hanaja ireo fifanarahana vita mandritry 40 taona, araka ny tatitra ofisialin’ny EITI

Hamaky ny tohiny
FTT