- Alakamisy 22 Mey 2014
Loisirs.Jary Nanajary ny «Pop gasy»
Ny fandihin’ilay mpanakanto malaza manerantany Michael Jackson ampiana ny dihy an-drenivohitra ary laroina ny soradihy notovozina anatin’ny vakodrazana malagasy. Ireo no manome ny “pop gasy” izay dihy sy hira sahaza ny rehetra novokarin’i Jary.
Hamaky ny tohiny