Loisirs

Manala azy vita Bac Hamalifaly ny tanora etsy amin’ny Le glacier ny tarika Marolahy


  • Alakamisy 21 Aogositra 2014

Hamalifaly ny tanora etsy amin’ny Le Glacier Analakely ny tarika Marolahy ny sabotsy alina ho avy izao, manomboka amin’ny 8 ora.

Manala azy vita baka io entina hampiala voly ireo mpanala baka sahady, indrindra fa ireo tsy mba afaka manao vakansy. Ny gadona madangidangy no hibahan-toerana mandritra izany, arahin’ny  batrelaka, gadona efa diso fantatry ny eto an-drenivohitra loatra.  Am-polony no hira hohirain’ny Marolahy mandritra izany ka anisan’ireny ireo efa nahafantarana azy hatramin’izay. Aorian’izao  fiakarany  an-tsehatra etsy amin’ny Le Glacier Analakely izao moa  dia any Ambalavao indray no hanohizan’ny tarika ny Manalazy vita Bac ny Alahady 24 Aogositra. Hanomboka amin’ny 3 ora folakandro indray ny any an-toerana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Loisirs

  • Loisirs
  • Alakamisy 25 Aprily 2019

Andry Rajoelina Tsy hahavita 5 taona ...

  • Loisirs
  • Alakamisy 08 Novambra 2018

Marc Ravalomanana Tena mamim-bahoaka

Hijery ny tohiny
FTT