• Alatsinainy 23 Martsa 2015
Loisirs.Fifidianana ben’ny tanàna Niova ho ARM ny vondrona Ambodivona

Niova anarana ny vondrona Ambodivona. Ho fanomanana ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsaina dia nanapa-kevitra ireo antoko dimy mivondrona ao Ambodivona dia ny Mapar, Avana, Vpm MMM, ny Antoko Maitso ary ny Hiaraka Isika fa hanolotra kandida ikambanana mba hanamafisana ny tanjak’izy ireo. Fantatra tamin’ny faran’ny herinandro teo ary fa hanana kandida hanenika ny fari-pifidianana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2015
Loisirs.Vondrona MAPAR Miroso amin’ny fanesorana ireo depiote mpamadika

Mangotraka ny raharahan-tokantranon’ny Mapar. Hatramin’izay niverenan’Atoa Andry Rajoelina avy any ivelany izay dia tsy mitsahatra ity filohan’ny Tetezamita teo aloha ity ny mihaona amin’ireo Solombavambahoakany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Loisirs.Saraha Georget Rabearisoa Kandida ben’ny tanàna eto Antananarivo ?

Nisafoaka ramatoa Saraha Georget Rabearisoa, filohan’ny antoko Maitso naneho ny alahelony nandritra ny fihaonan’ny vondrona Ambodivona tamin’ny mpanao gazety ny zoma alina teo teny amin’ny hotely Carlton

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Loisirs.Repoblika faha-4 Natao amboletra ny fananganana azy

Efa nampoizina ny zava-misy amin’izao fotoana izao eto Madagasikara taorian’ny fanaovana amboletra ny fananganana ny Repoblika faha-4 tamin’ny taona 2010. Iaraha-mahalala fa noteren’ireo mpanongam-panjakana ho masaka toa voalobo-jaza mantsy ny fandrafetana ny Lalàmpanorenana sy ny fanatanterahana ny fitsapan-kevi-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Loisirs.Fihaonamben’ny HVM Tsy manomboka akory dia efa misavorovoro

Hotanterahina eny amin’ny Futura Andranomena amin’ny zoma 19 novambra izao ny fihaonamben’ny Hery Vaovao ho an’i Madagasikara (HVM).

Hamaky ny tohiny
FTT