Loisirs

“BOB LE RETOUR” Hivoaka ny alatsinainy ho avy izao


  • Alarobia 27 Aogositra 2014

Hivoaka ny alatsinainy 01 septambra ho avy izao ilay horonan-tsarimihetsika Malagasy vaovao mitondra ny lohateny hoe : “Bob le retour”.

Tohin’i Bob sy Carter izy io, araka ny fanazavan-dRabarison Tovomanana, tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny Maki production izay mpamokatra azy, horonan-tsarimihetsika misy tantaram-pitiavana mifangaro action. Nanomboka ny volana Febroary lasa teo no niketrehana azy. Teto Antananarivo ihany no toerana nanaovana ny fanodinana ny asa rehetra. Anisan’ny mampiavaka an’ny Bob le retour ny fisiana mpanakanto malagasy milalao  ao anatiny toa an’i Black Nadia. Ho hita manerana ny Nosy izy ity. Misy ny VCD amin’ny vidiny 4.000 Ar raha 7.000 Ar kosa ny DVD. Ketriky ny Maki production manaraka moa ny hamokatra sarimihetsika natokana ho an’ny ankizy mitondra ny lohateny hoe : gros bébé.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Loisirs

  • Loisirs
  • Alakamisy 25 Aprily 2019

Andry Rajoelina Tsy hahavita 5 taona ...

  • Loisirs
  • Alakamisy 08 Novambra 2018

Marc Ravalomanana Tena mamim-bahoaka

Hijery ny tohiny
FTT