• Zoma 14 Novambra 2014
Loisirs.Tarika Zay 18 taona Hankalazaina amin’ny seho miavaka

Mankalaza ny faha-18 taona nisiany ny tarika Zay. Fampisehoana goavana hotanterahin’izy ireo etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina no hanokafany izany ny alahady 16 novambra ho avy izao, manomboka amin’ny 3 ora sy 18 minitra tolakandro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Oktobra 2014
Loisirs.Kolontsaina Malagasy Tsy mahazo zoro firarazana fa natao anjorombala

Manana ny lanjany manokana araka ny famaritana napetraky ny Unesco tany Mexico tamin’ny taona 1980 ny kolontsaina eo amin’ny fiainan’ny firenena anankiray ka tafiditra ao anatin’izany isika Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Oktobra 2014
Loisirs.JL Milalao ny “Latino” laroina gadona avy any atsimo

Jean Lucien Razafindrakoto no tena anarany fa i “JL” eo amin’ny sehatry ny mozika. Vao valo taona izy dia efa nahay nitendry gitara sy namorona vazo. Nampivelatra ny talentany rahateo ny nianarany teo anivon’ny Kolejy Sacré Coeur

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Oktobra 2014
Loisirs.Rasoa Kininike Mbola ahajo ka afaka iray na roa volana vao halevina

Raha voalaza fa any Tongobory Betioky Atsimo no handevenana ny nofomangatsiakan’ilay mpanakanto malaza Rasoa Kininike maty tamin’ny alatsinainy 22 septambra noho ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy sy ireo mpiaraka aminy tany Antsororoky distrikan’Antsalova dia

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Septambra 2014
Loisirs.Groupe Nicolas Midera amin’ny mozika maroloko

Izay rehetra mety ho gadon-kira (milamina, mihetsika) dia samy entin’ny Groupe Nicolas hiderana ny Ray sy hitoriana ny filazantsara avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Septambra 2014
Loisirs.FESTIVAL Z’OVY Tsy nahafa-po ny mpandray anjara ny hetsika

Maro ihany ny hetsika nisesy tao antsirabe tato ho ato. Azo lazaina fa ratsy karakara ny Z’ovy na dia ny fanjakana aza no nikarakara azy.

Hamaky ny tohiny
FTT