• Alatsinainy 03 Desambra 2018
Finoana.Fiangonana vahao ny oloko Nivavaka ho an’ny firenena, miantso ny olona hifidy

Nivavaka ho an’ny firenena sady nizara fahasoavana tamin’ny mpiara-belona tetsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny sabotsy lasa teo ny trano fivavahana Vahao ny oloko, notarihin’ny pasitera Heritiana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Finoana.Fjkm Ambohidroa Antehiroka Hafana ny alahadin’ny mpitandrina

Mpanakanto ara-pilazantsara 2 samy manana ny lazany, dia ny tarika Vonjy sy Laurent Rakotomamonjy no hanafana ny alahadin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Novambra 2018
Finoana.Fofikri Ilafy Nifampihaino ny mpino Silamo sy mpino Kristianina

Nifarana teny amin’ny Fofikri Ilafy omaly alarobia 28 novambra 2018 tolakandro ny atrikasa fifampihainoana teo amin’ny mpino Silamo sy ny mpino Kristianina nandinihana ny zavatra hitovizana sy tsy hitovizana eo amin’ny fiheveran’ny roa tonta ny atao hoe Herisetra sy ny Fiainana ao an-tokantrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Novambra 2018
Finoana.Nivoaka tamin’ny fahanginany ny FFKM Miantso ny HCC hamoaka ny marina

Namoaka fanambarana ny avy eo anivon’ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara (FFKM).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2018
Finoana.EKAR Md Josefa Mahamasina Niavaka ny fankalazana ny fetin’i Kristy Mpanjaka

Notanterahana omaly alahady 25 novambra teny amin’ny Ekar Md Josefa Mahamasina ny Fetin’i Kristy Mpanjaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Finoana.Fiaraha-miasan’ny CNaPS sy ny FJKM Mpiasa 435 nofanina tao Vohidiala

Mpiasa miisa 435 avy amin’ireo synodam-paritany FJKM (Fiangonan’I Jesoa Kristy eto Madagasikara) Ambatondrazaka Vaovao sy Alaotra Kraoma no nanaraka fiofanana momba ny fiahiana ara-tsosialy, ny talata 13 sy alarobia 14 novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT