• Talata 06 Novambra 2018
Finoana.Pastera Benjamina FM FOI Manafatra sahady izay ho filoha lany hanao fianianana etsy Mahamasina

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny ny pastera Benjamina, filoha mpanorina ny fiangonana mpitory ny fizantsara aty amin’ny ranomasimbe Indiana ny alahady hariva teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Novambra 2018
Finoana.Ekar MD Josefa Mahamasina Nankalaza ny jobily volafotsin’ny Mompera Patrick

Fotoan-dehibe roa sosona no notanterahana teny amin’ny Ekar MD Josefa Mahamasina omaly alahady nandritra ny fankalazana ny fetin’ny olomasina rehetra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Novambra 2018
Finoana.Fito alahadin’ny fiangonana SHINE Hifarana amin’ny alahady ho avy izao

Hofaranana amin’ny alahady 4 novambra ho avy izao ilay fotoam-bavaka fito alahady, karakarain’ny fiangonana Shine manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Oktobra 2018
Finoana.Fito alahadin’ny fiangonana SHINE Hifarana amin’ny alahady ho avy izao

Hofaranana amin’ny alahady 4 novambra ho avy izao ilay fotoam-bavaka fito alahady, karakarain’ny fiangonana Shine manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Finoana.GAEFI, TDL, Pastera Jocelyn Ranjarison Hanao fampisehoana etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina

Ho fanohanana ny mpiara-belona ara-panahy sy ho fankalazana ny faha-15 taona niorenan’ny Groupe Artistique Evangelique Fenoantsa Itaosy ( GAEFI) dia hanatanteraka fampisehoana goavam-be etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina izy ireo ny 01 novambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Oktobra 2018
Finoana.Zaikabe faharoapolon’ny FKTLM tany Toliara Nahatratra 12.000 ireo tanora nandray anjara

Nifarana ny alahady 21 oktobra teo tany Toliara rehefa naharitra hadimiana ny zaikabe faha-20 an’ny Fikambanan’ny Kristianina Tanora Loterana Malagasy (FKTLM).

Hamaky ny tohiny
FTT