• Alatsinainy 22 Oktobra 2018
Finoana.Irako Andriamahazosoa Ammi Nanome toromarika ny FJKM momba ny fifidianana

Vita soamantsara ary nifarana omaly alahady 21 oktobra 2018 ny Jobily roa sosona dia ny faha-200 taona nahatongavan'ny Misiona LMS teto Madagasikara sy ny faha-50 taona niorenan’ny FJKM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Finoana.Fikambanana Ahmadiyya eto Madagasikara Nahatontosa ny Convention annuelle 2018

Nahatanteraka ny fivoriana « Convention annuelle » fanao isan-taona tetsy amin’ny fokontanin’Anatihazo misy ny trano fivavahany « mosquée » eto Antananarivo ny Fikambanana Miziolimana Ahmadiyya eto Madagasikara tarihan’ny misionera Mujeeb Ahamad.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2018
Finoana.Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara Hikarakara hetsika hihaonan’ny fiarahamonina

Etsy amin’ny tanàna Voahary Andohatapenaka ny 1 ka hatramin’ny 3 novambra izao no hikarakaran-dry zareo avy eo anivon’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara ny andiany voalohany amin’ny hetsika antsoina hoe « Haona fi ».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Finoana.Jobily faha-50 taonan’ny FJKM Ny 21 oktobra ny famaranana azy eny Mahamasina

Taorian’ny fanombohana ny taon-jaobily faha-50 ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) sy ny faha-200 taona nahatongavan’ny LMS (London Missionary Society) tany Antsiranana ny volana aogositra 2017 sy ny ivon’ny fankalazana tany Toamasina ny volana aogositra 2018 teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2018
Finoana.Makotroka any Mahajanga Raikitra ny JMJ Mada 2018

Nosantarina tamin’ny lamesa lehibe tao amin’ny Village Touristique ao Mahajanga ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny Fihaonamben’ny tanora andiany faha-9 na ny JMJ MADA 9 any amin’ny tanànan’ny Voninkazo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Oktobra 2018
Finoana.Fiangonana manamboara vatsy Mpitandrina fito mianadahy no nosorana ho misionera

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fankalazana ny tsingerin-taona fahafolo niorenan’ny fiangonana « Manamboara Vatsy » notanterahina teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano.

Hamaky ny tohiny
FTT