- Zoma 28 Desambra 2018
Finoana.Fiangonana Shine “Vavaka ihany no hanavotra ny firenena”
Amin’ny sabotsy 29 desambra ho avy izao ny fotoana iarahana amin’ny fiangonana Shine etsy amin’ny Dôme Ankorondrano amin’ny 2 ora sy sasany. Tsy misy ny vidim-pidirana ary misy ny lohahevitra izay mitondra ny lohateny hoe “alaivo ny fitahiana ho anao”.
Hamaky ny tohiny