• Alatsinainy 21 Janoary 2019
Finoana.Fiangonana FJKM “Aza avela hiteraka fanavakavahana ny loko politika”

Fotoan-dehibe ho an’ny fiangonana FJKM nentina nitondrana am-bavaka ny taona 2019 omaly 20 janoary. Mpino marobe no namaly ny antso sy nandray ny hafatra sy fampaherezana avy amin’ny filohan’ny FJKM Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Janoary 2019
Finoana.FFKM Ny Filohan’ny FJKM no hitarika azy

Fotoan-dehibe ho an’ny fiangonana sy mpino FJKM ny alahady 20 janoary 2019 ho avy izao, hisian’ny fihaonana sy fotoam-pivavahana goavana eny amin’ny kianjaben’i Mahamasina. Hitondrana am-bavaka ny taona 2019 izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Finoana.Antoko mpihira AFATRA Hitondra ny « Akon’ny lanitra »

« Akon'ny Lanitra » indray no entin'ny Antoko Mpihiran'ny Tranovato Ambatonakanga, AFATRA, ankalazana ny fetin'ny Epifania.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Finoana.Irako Andriamahazosoa Ammi Miantso ny HCC hamoaka ny tena marina

Niarahaba sady nirary soa ny vahoaka Malagasy noho ny nahazoana mpamonjy tamin’ny krismasy 2018 sy noho ny taona vaovao 2019, ny filohan’ny mpiandraikitra foibe Fjkm Irako Andriamahazosoa Ammi, mpitandrina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Finoana.Ekar Md Josefa Mahamasina Niarahaba ireo pretra efatra ny fiangonana

Amin’izao fahatongavan’ny taona vaovao 2019 izao, dia faly niarahaba an’ireo pretra efatra mirahalahy mianaka, omaly alahady 6 janoary, ireo mpino katolika ao amin`ny fiangonana Ekar Md Josefa etsy Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Desambra 2018
Finoana.Ekar Md Josefa Mahamasina Nankalaza jobily roa sosona

Omaly alahady 30 desambra 2018 dia jobily roa sosona no nankalazaina tao amin`ny Ekar Md Josefa etsy Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT