- Zoma 15 Martsa 2019
Finoana.Seminera fandravana ny ozona sy fananganana fitahiana Hofaranana rahampitso etsy Mahamasina
Ho famaranana ilay hetsika ara -panahy isaky ny Sabata nanomboka ny 26 janoary lasa teo izay niainga tamin’ny tsindrimandrin’ ny pastera Benjamina sy ny Radio FM FOI 107.4Mhz dia manomana hetsika ara-panahy lehibe sy fotoam-bavaka izay nialohavan’ ny fitetezana tanana teto Antananarivo izy ireo, miaraka amin’ity onjam-peo ity.
Hamaky ny tohiny