• Talata 07 Mey 2019
Finoana.Finoana Silamo - Ramadany Nanomboka omaly

Nanomboka omaly alatsinainy 06 mey ny ramadany amin’ity taona 2019 ity ho an’ireo mpino silamo manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2019
Finoana.Faha-80 taonan’ny sekoly Advantista Fotoam-bavaka no nisantarana azy

Nankalazaina tamin’ny alahady 05 mey lasa teo ny fanombohana ny fankalazana ny faha-80 taonan’ny sekoly advantista Soamananandrariny na ny Lypars.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Mey 2019
Finoana.Hazakazaka hoan’ny Fanantenana Nanodidina ny 3000 ireo nandray anjara

Tontosa teto Antananarivo omaly alarobia 01 mey 2019 ny hazakazaka hoan’ny Fanantenana andiany voalohany nokarakarain’ny Fiangonana Advantista Malagasy niaraka tamin’ny ministeran’ny tanora sy fanatanjahantena sy ny ministeran’ny fahasalamana ary ny ministeran’ny mponina Malagasy nanatontosa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Aprily 2019
Finoana.Pasitera Roger Randriamisata “Fandresena ny ota ny Paska”

Ao anatin’ny fetin’ny paska tanteraka isika amin’izao fotoana izao, ka nezahina ny naka hevitra mpitondra fivavahana dia ny Pasitera Roger Randriamisata nahafahana nahazo fanehoan-kevitra mafonja kokoa mahakasika azy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Finoana.Faha-45 taonan’ny STK FJKM Ivontoerana ho an’ny tanora no tsangambato

Nosokafana tamin’ny alalan’ny fotoam-bavaka lehibe teny amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny sabotsy 6 aprily teo ny fankalazana ny faha-45 taonan’ny Sampana Tanora Kristianina FJKM, izay teo ambany fitarihan’ny filohan’ny FJKM Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Martsa 2019
Finoana.Fahatongavan'ny Papa François Ny Eveka miantoka ny vola fa an’ny fanjakana ny filaminana

Vonona hiantoka ny fandriampahalemana ny fanjakana. Nisava kosa ny ahiahy sy ny fireharehana.

Hamaky ny tohiny
FTT