• Alatsinainy 03 Jona 2019
Finoana.F5 – FJKM andiany faharoa Fahombiazana tanteraka

Isan-taona no hanatanterahana ny hetsika F5 ho an`ny FJKM ka andiany faharoa ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Finoana.Fanalana mpitandrina iray eo anivon’ny FJKM Miteraka fahasorenana ao amin’ny SPIA19

Tsy faly tamin’nyfanapahan-kevitry ny birao foiben’ny fiangonana Fjkm ary namoaka fanambarana omaly ny mpitandrina Rasolomanana Jafetra Tiana sady efa mpihevi-draharaha eo anivon’ny FIFAMPI.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2019
Finoana.“Eid al-fitr” an’ny mpino Silamo Andro tsy hiasana fa handraisan-karama ny 4 jona izao

Araka ny tapaka tamin'ny filankevitry ny governemanta tamin'ny fiandohan'ny taona, dia andro tsy fiasana nefa andraisan-karama ny 4 jona 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Finoana.Androm-bavaka maneran-tany Eny Mahamasina ny 8 jona

Hotanterahina ny sabotsy 08 jona ho avy izao ilay androm-bavaka maneran-tany na ny “Global day of prayer” eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2019
Finoana.EKAR Masindahy Josefa Mahamasina Namarana ny fankalazana ny jobily faha-150 taonany

Nifarana ny sabotsy teo rehefa naharitra roa taona latsaka ny fankalazana ny jobily faha-150 taonan’ny Ekar Masindahy Josefa Mahamasina rehefa nanomboka ny 14 martsa taona 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Mey 2019
Finoana.Fiangonana Advantista Hitsabo maimaimpoana ny mpiray tanindrazana

Ny fikarakarana ny fahasalamana no anisan’ny olana goavana sedrain’ny isan-tokantrano amin’izao noho ny halafosan’ny sarany aloa amin’ny dokotera, eny fa na dia hanao fizahana fotsiny aza.

Hamaky ny tohiny
FTT