• Alakamisy 04 Jolay 2019
Finoana.Faha-40 taonan’ny FFKM Hankalazaina mandritra ny roa taona

Mankalaza ny faha-40 taona nijoroany ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara na ny FFKM. Hanomboka amin’ity taona ity izany, haharitra roa taona ao anatin’ilay teny faneva manao hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Finoana.IPAE Ekiomenisma FFKM Navoaka ofisialy omaly ny andiany Miombona

Tao anatin’ny fanompoam-pivavahan niraisam-pinoana notanterahina teny amin’ny “Grand Séminaire Ambohipo” omaly alatsinainy 01 jolay 2019 no namoahana ofisialy an’ireo 32

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2019
Finoana.Fahatongavan’i Papa François Mitondra ny anjara birikiny ihany koa ny CUA

Nidina ifotony hijery ny toerana lehibe handraisana an’ny Papa Ray Masina eny Soamandrakizay Androhibe ny Kaominina omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Finoana.Fetin’ny pentekosta Ny akoho efa maty no be mpividy, tsy nisy mpanontany ny vorona

Nangina ny fetin’ny Pentekosta izay nankalazaina ny alahady lasa teo raha oharina tamin’ny fetin’ny paska. Raha araka ny fanazavan’ireo mpivarotra mantsy dia tena maina ny tsena, indrindra fa ho an’ireo mpivarotra akoho amam-borona velona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Finoana.FJKM Tangaina Fanantenana Nanatanteraka “Garden party” ho an`ny fanitarana

Nikarakara hetsika “garden party” omaly alatsinain’ny pentekosta, tontolo andro tetsy amin’ny Kianjan`ny masera Fenoarivo ny FJKM Tangaina Fanantenana Ampitatafika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jona 2019
Finoana.Diaben’ny silamo sy ny iray oran’ny tontolo iainana Nifandipatra noho ny serasera tsy niampita ?

Nizotra tamim-pilaminana tamin’ny ankapobeny ny fetin’ny mpino silamo dia ny “Aïd El-Fitr” omaly alarobia 5 jona.

Hamaky ny tohiny
FTT