- Talata 12 Aprily 2022
Finoana.FJKM Isotry Fitiavana Miarisoa Andrianomanana no mpitandrina vaovao
Ny mpitandrina Miarisoa Andrianomanana no mpitandrina vaovao hitandrina eo anivon’ny fitandreman’ny Fiangonan’I Jesoa Kristy eto Madagasikara na FJKM Isotry Fitiavana nanomboka ny sabotsy 9 aprily 2022 teo.
Hamaky ny tohiny
