- Zoma 29 Aprily 2022
Finoana.“Eid Al-Fitr” fetin’ny Silamo Tsy hiasana kanefa handraisan-karama ny 2 may
Natao ho andro tsy fiasana nefa andraisan-karama ny alatsinainy 2 may 2022, fetin'ny Eid Al-Fitr, araka ny fampahafantarana mitondra ny laharana N°56 MTEFPLS/SG//DGTLS/2022 nataon'ny minisiteran'ny Asa,
Hamaky ny tohiny
