• Alarobia 25 Mey 2022
Finoana.Shincheonji - Fiangonan’i Jesoa Nahavita namondrona mpanome rà 18 000

Vondrona mpanome rà 18.000 no nanampy tamin’ny fifehezana ny famatsian-drà tany Korea Atsimo. Nanjaka maneran-tany ny tsy fahampian’ny famatsian-drà noho ny Covid-19. Tamin’ny volana Janoary,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Mey 2022
Finoana.Kristianina mandinika raharaham-pirenena “Mila fandriampahalemana hamokarana fa ny vola tsy azo hohanina”

Tsorina fa mbola tsy mahaleontena ara-tsakafo I Madagasikara, hoy ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena, Ralaiarimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Mey 2022
Finoana.Sampati Foibe FJKM Hanao ny “Fitraofambe” andiany voalohany

Araka ny fanapahan-kevitry ny Sampati Foibe FJKM sy ny komity foibe dia hanomboka ny andiany voalohany amin’ny antsoina hoe “Fitraofambe” ny Sampati Foibe FJKM amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Mey 2022
Finoana.Androm-bavaka maneran-tany eto Madagasikara Hifanakalo polipitra ny fiangonana zokiny sy zandriny

Ny 4 jona 2022 izao no tontosaina ny “Androm-bavaka maneran-tany” na “Global day of prayer”. Ho an’ny Madagasikara manokana dia ny eo anivon’ny fikambanana Mampiely baiboly Malagasy no mpandrindra azy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Mey 2022
Finoana.FJKM Misy manohitra ny fametrahana ny biraon’ny SPAA10

Tontosa omaly ny komity lehibe tsy ara-potoanan'ny Synodamparitany Antananarivo Andrefana (SPAA 10) izay

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Mey 2022
Finoana.FJKM Imerinkasinina Fanasina Fotoan-dehibe ny alahady 08 mey izao

Fotoan-dehibe ho an’ny mpianakavin’ny Finoana ny any amin’ny FJKM Imerinkasinina Fanasina ny alahady 08 mey ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT