• Alarobia 02 Martsa 2022
Finoana.Pasitera Heritiana “Miroso mankany amin'ny fara andro izao tontolo izao”

Isan'ny mitana ny sain'ny mpanara-baovao maro maneran-tany ankehitriny ny fivoaran'ny ady misy eo amin'i Rosia sy ry zareo Ukrainianina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Febroary 2022
Finoana.Firenena mahantra Mampiroborobo ny mpaminany sandoka

Mirongatra izay tsy izy ireo karazan’olona misora-tena ho mpaminany sy mpahay fahagagana miseho amin’ny endriny maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Finoana.Pasitera Heritiana Mety kapoka avy amin’Andriamanitra izao

Ankoatra ny maha-loza voajanahary azy dia mety ho fanairan’Andriamanitra ny olona mba hitodika sy hivavaka Aminy ihany koa ny fisian’ny rivo-doza mandalo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Febroary 2022
Finoana.Kristianina mandinika raharaham-pirenena “Olona tena mahalala ny filam-bahoaka no ilaina”

Namerina hatrany ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena, Ralaiarimanana, fa tsy misy afa-tsy ny fitodihana amin’Andriamanitra amin’izay rehetra atao ihany no mahatafavoaka eto amin’ity firenena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2022
Finoana.Pastera Heritiana « Ny fivavahana ihany no hahafana manohitra ny fijangajangana »

Fetin’ny fijangajangana ny fetin’ny mpifankatia izay nankalazaina omaly alatsinainy 14 febroary ho an’ny sasany ka ahiana hamotika fiainan’olona maro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Febroary 2022
Finoana.Hetsiky ny mpitondra fivavahana “Mila mitodika amin’Andriamanitra rehefa mahita fa…”

Nampahatsiahy ny tenin’ny soratra masina voalaza ao amin’ny bokin’ny Joela 1,17 omaly ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana na HMF.

Hamaky ny tohiny
FTT