- Zoma 25 Febroary 2022
Finoana.Firenena mahantra Mampiroborobo ny mpaminany sandoka
Mirongatra izay tsy izy ireo karazan’olona misora-tena ho mpaminany sy mpahay fahagagana miseho amin’ny endriny maro.
Hamaky ny tohinyMirongatra izay tsy izy ireo karazan’olona misora-tena ho mpaminany sy mpahay fahagagana miseho amin’ny endriny maro.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny maha-loza voajanahary azy dia mety ho fanairan’Andriamanitra ny olona mba hitodika sy hivavaka Aminy ihany koa ny fisian’ny rivo-doza mandalo
Hamaky ny tohinyNamerina hatrany ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena, Ralaiarimanana, fa tsy misy afa-tsy ny fitodihana amin’Andriamanitra amin’izay rehetra atao ihany no mahatafavoaka eto amin’ity firenena ity.
Hamaky ny tohinyFetin’ny fijangajangana ny fetin’ny mpifankatia izay nankalazaina omaly alatsinainy 14 febroary ho an’ny sasany ka ahiana hamotika fiainan’olona maro.
Hamaky ny tohinyNampahatsiahy ny tenin’ny soratra masina voalaza ao amin’ny bokin’ny Joela 1,17 omaly ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana na HMF.
Hamaky ny tohinyAnkoatry ny maha sampana velona ny Sampana Mpanazava sy Tily ao anaty fiangonana ny SAMPATI FJKM dia tena fikambanana amin’ny maha skoto azy koa izy,
Hamaky ny tohiny