• Alarobia 08 Jona 2022
Finoana.Radio Fanambarana Trano rihana 4 no tsangambaton’ny faha-25 taona

Feno 25 taona katroka tamin’ity taona 2022 ity ny Radio Fanambarana na ny RFA, radio ara-pilazantsara anisan’ny manana ny toerany eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2022
Finoana.Tsy ekena ny tsindry politika Lavin’ny FFKM marindrano ilay fanalan-jaza “ITG”

Nanamafy ny fitsipahany marin-drano ny volavolan-dalàna momba ny ITG (Interruption Thérapeutique de la Grossesse)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2022
Finoana.Mpitandrina Tiana Alisoa Ranaivoniarivo Hampahafantatra ny zava-miafin’ireo fakana an-keriny

Anio talata no fotoana hanasan’ny mpitandrina Tiana Alisoa Ranaivoniarivo izay mpitondra fivavahana etsy amin’ny FJKM Atsimon’i Mahamasina ao amin’ity fitandremany ity ireo izay

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2022
Finoana.Alatsinain’ny pentekosta Nahitana taratra ny fahasahiranan’ny olona

Toy ny andro fakan’aina fotsiny ihany ny andron’ny omaly alatsinain’ny Pentekosta ho an’ny teto an-drenivohitra sy ny manodidina. Tsy dia nahitana olona firy toy ny tamin’ny fetin’ny paska mantsy teny amin’ireo toerana be olona toy ny mahazatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2022
Finoana.Tsy nisorona ny Fiangonana Tena mahantra sy sahirana ny vahoaka

Ankoatra, naneho ny Fiangonana fa anaty fahasahiranana sy ady ny vahoaka Malagasy. Eo ny coronavirus izay mbola tsy nifarana ary ambaran’izy ireo fa mitady hirongatra indray aza raha tsy ampy ny fitandremantsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jona 2022
Finoana.Pastera Heritiana “Mila mandray fepetra hentitra ny fanjakana…”

Maromaro ireo tovovavy very sy nanjavona tato ho ato teto an-drenivohitra. Saika manodidina ny 20 taona eo ho eo avokoa izy ireny,

Hamaky ny tohiny
FTT